Ireto avy no holaolavinse voalohany refa tonga aty, fa somary nandraman'i dada aloha le izy hoe mety tsara ve
mercredi 25 mai 2011
Voromby
10h30-02 Mai 2011 Teny amin'ny hanabakabaky ny lanitra eo anelanelan'ny Madagasikara sy Maorisy. Vitsy ny mpande tamin'io andro io de mba nanaraotra naka sary.
mercredi 18 mai 2011
ANAO AHO TOMPO
Tompo ô! Ataovy manakaiky Anao
Sy ny hazo fijaliananao aho
Manakaiky izany lanivohanao
Mivoa-drà ka hisaorako
TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Inscription à :
Articles (Atom)